Marka 4:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary ny androtr’iny ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy izy tamin’ireo: “Andao ho eny ampita.”+ Lioka 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Indray andro, dia niakatra tao an-tsambokely izy sy ny mpianany ka hoy izy tamin’ireo: “Andao ho eny ampitan’ny farihy.” Dia lasa izy ireo,+
22 Indray andro, dia niakatra tao an-tsambokely izy sy ny mpianany ka hoy izy tamin’ireo: “Andao ho eny ampitan’ny farihy.” Dia lasa izy ireo,+