FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia neken’i Jesosy izany. Koa nivoaka ireo fanahy maloto ka niditra tao amin’ireo kisoa. Ary nirifatra nankeny amin’ny hantsana ilay andiany, izay nisy kisoa roa arivo teo ho eo, ka nivarina tany an-dranomasina dia maty an-drano avokoa.+

  • Lioka 8:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Dia nivoaka tamin’ilay lehilahy ny demonia, ka niditra tao amin’ireo kisoa. Ary nirifatra nankeny amin’ny hantsana ilay andian-kisoa, ka nivarina tany amin’ny farihy, ary maty an-drano.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara