Matio 8:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary hoy izy taminy: “Mandehana!” Nivoaka àry izy ireo ka lasa niditra tao amin’ireo kisoa. Ary indreny nirifatra nankeny amin’ny hantsana ilay andiany manontolo, ka nivarina tany an-dranomasina dia maty an-drano.+ Lioka 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia nivoaka tamin’ilay lehilahy ny demonia, ka niditra tao amin’ireo kisoa. Ary nirifatra nankeny amin’ny hantsana ilay andian-kisoa, ka nivarina tany amin’ny farihy, ary maty an-drano.+
32 Ary hoy izy taminy: “Mandehana!” Nivoaka àry izy ireo ka lasa niditra tao amin’ireo kisoa. Ary indreny nirifatra nankeny amin’ny hantsana ilay andiany manontolo, ka nivarina tany an-dranomasina dia maty an-drano.+
33 Dia nivoaka tamin’ilay lehilahy ny demonia, ka niditra tao amin’ireo kisoa. Ary nirifatra nankeny amin’ny hantsana ilay andian-kisoa, ka nivarina tany amin’ny farihy, ary maty an-drano.+