Matio 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Fanoharana no nilazan’i Jesosy izany rehetra izany tamin’ny vahoaka. Tsy niteny taminy tokoa izy raha tsy tamin’ny fanoharana,+ Marka 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Henoy izao: Nivoaka ny mpamafy mba hamafy.+ Lioka 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa nisy vahoaka be tafavory teo, niaraka tamin’ny olona izay nanatona azy avy tamin’ny isan-tanàna, dia nilaza izao fanoharana izao izy:+
34 Fanoharana no nilazan’i Jesosy izany rehetra izany tamin’ny vahoaka. Tsy niteny taminy tokoa izy raha tsy tamin’ny fanoharana,+
4 Rehefa nisy vahoaka be tafavory teo, niaraka tamin’ny olona izay nanatona azy avy tamin’ny isan-tanàna, dia nilaza izao fanoharana izao izy:+