Marka 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny voa hafa kosa latsaka teny amin’ny toerana be vato, izay tsy nisy nofon-tany firy. Koa nitsimoka avy hatrany ny voa satria tsy lalina ny nofon-tany.+ Lioka 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny sasany latsaka teo ambony vatolampy, ary nitsimoka, saingy nalazo nony avy eo, satria tsy nisy mandomando.+
5 Ny voa hafa kosa latsaka teny amin’ny toerana be vato, izay tsy nisy nofon-tany firy. Koa nitsimoka avy hatrany ny voa satria tsy lalina ny nofon-tany.+
6 Ny sasany latsaka teo ambony vatolampy, ary nitsimoka, saingy nalazo nony avy eo, satria tsy nisy mandomando.+