Matio 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny voa hafa kosa latsaka teny amin’ny toerana be vato, izay tsy nisy nofon-tany firy. Koa nitsimoka avy hatrany ny voa satria tsy lalina ny nofon-tany.+ Marka 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny voa hafa kosa latsaka teny amin’ny toerana be vato, izay tsy nisy nofon-tany firy. Koa nitsimoka avy hatrany ny voa satria tsy lalina ny nofon-tany.+ Lioka 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ireo teo ambony vatolampy dia izay mandre ny teny, ary mandray izany amim-pifaliana, saingy tsy manam-paka ireny voa ireny. Koa mino vetivety fotsiny izy, dia miala rehefa tojo fotoam-pitsapana.+
5 Ny voa hafa kosa latsaka teny amin’ny toerana be vato, izay tsy nisy nofon-tany firy. Koa nitsimoka avy hatrany ny voa satria tsy lalina ny nofon-tany.+
5 Ny voa hafa kosa latsaka teny amin’ny toerana be vato, izay tsy nisy nofon-tany firy. Koa nitsimoka avy hatrany ny voa satria tsy lalina ny nofon-tany.+
13 Ireo teo ambony vatolampy dia izay mandre ny teny, ary mandray izany amim-pifaliana, saingy tsy manam-paka ireny voa ireny. Koa mino vetivety fotsiny izy, dia miala rehefa tojo fotoam-pitsapana.+