Matio 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny voa hafa kosa latsaka teny amin’ny toerana be vato, izay tsy nisy nofon-tany firy. Koa nitsimoka avy hatrany ny voa satria tsy lalina ny nofon-tany.+ Marka 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Eo koa ireo nafafy teny amin’ny toerana be vato: Raha vao mandre ny teny izy, dia manaiky izany amim-pifaliana.+ Marka 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy mamaka ao aminy anefa ny teny, fa maharitra vetivety ihany. Koa mihemotra izy raha vao mipoitra ny fahoriana na ny fanenjehana noho ny teny.+ Lioka 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny sasany latsaka teo ambony vatolampy, ary nitsimoka, saingy nalazo nony avy eo, satria tsy nisy mandomando.+
5 Ny voa hafa kosa latsaka teny amin’ny toerana be vato, izay tsy nisy nofon-tany firy. Koa nitsimoka avy hatrany ny voa satria tsy lalina ny nofon-tany.+
16 Eo koa ireo nafafy teny amin’ny toerana be vato: Raha vao mandre ny teny izy, dia manaiky izany amim-pifaliana.+
17 Tsy mamaka ao aminy anefa ny teny, fa maharitra vetivety ihany. Koa mihemotra izy raha vao mipoitra ny fahoriana na ny fanenjehana noho ny teny.+
6 Ny sasany latsaka teo ambony vatolampy, ary nitsimoka, saingy nalazo nony avy eo, satria tsy nisy mandomando.+