FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa ilay nafafy teny amin’ny toerana be vato, dia izay mandre ny teny ka manaiky izany avy hatrany amim-pifaliana.+

  • Matio 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Tsy mamaka ao aminy anefa ny teny, fa maharitra vetivety ihany. Koa mihemotra avy hatrany izy raha vao mipoitra ny fahoriana na ny fanenjehana noho ny teny.+

  • Marka 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Rehefa niposaka anefa ny masoandro, dia may ireo tsimoka ka nalazo satria tsy namaka lalina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara