Marka 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny voa hafa kosa latsaka teny amin’ny tany tsara+ ary naniry ka nitombo, dia nanomboka namoa avo telopolo heny sy enimpolo heny ary zato heny.”+ Lioka 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny sasany latsaka teo amin’ny tany tsara, ary nitsimoka ka namokatra avo zato heny.”+ Rehefa vita izany teny izany, dia niantsoantso izy hoe: “Izay manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino.”+
8 Ny voa hafa kosa latsaka teny amin’ny tany tsara+ ary naniry ka nitombo, dia nanomboka namoa avo telopolo heny sy enimpolo heny ary zato heny.”+
8 Ny sasany latsaka teo amin’ny tany tsara, ary nitsimoka ka namokatra avo zato heny.”+ Rehefa vita izany teny izany, dia niantsoantso izy hoe: “Izay manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino.”+