FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ny voa hafa kosa latsaka teny amin’ny tany tsara ary nanomboka namoa,+ ka nisy avo zato heny, nisy enimpolo heny, ary nisy telopolo heny.+

  • Marka 4:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Farany, ireo voa nafafy teny amin’ny tany tsara dia ireo mihaino ny teny ka mandray izany tsara ary dia mamoa avo telopolo heny sy enimpolo heny ary zato heny.”+

  • Lioka 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ny sasany latsaka teo amin’ny tany tsara, ary nitsimoka ka namokatra avo zato heny.”+ Rehefa vita izany teny izany, dia niantsoantso izy hoe: “Izay manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino.”+

  • Jaona 15:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izaho no voaloboka ary ianareo no sampany. Izay tafaray foana amiko, ary izaho tafaray aminy, no mamoa be.+ Tsy afaka manao na inona na inona mihitsy mantsy ianareo, raha misaraka amiko.

  • Kolosianina 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 izay tonga tany aminareo. Ary mahavokatra+ sy mitombo+ izy io eran’izao tontolo izao+ toy ny atỳ aminareo koa, nanomboka tamin’ny andro nandrenesanareo sy nahalalanareo marina+ tsara ny tena atao hoe hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara