Matio 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa ny zanak’ilay fanjakana+ kosa hatsipy any amin’ny haizina any ivelany. Any izy no hitomany sy hitoloko.”+ Matio 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hoy ny mpanjaka tamin’ny mpanompony: ‘Afatory ny tanany sy ny tongony ka atsipazo ho any amin’ny haizina any ivelany izy. Any izy no hitomany sy hitoloko.’+
12 Fa ny zanak’ilay fanjakana+ kosa hatsipy any amin’ny haizina any ivelany. Any izy no hitomany sy hitoloko.”+
13 Hoy ny mpanjaka tamin’ny mpanompony: ‘Afatory ny tanany sy ny tongony ka atsipazo ho any amin’ny haizina any ivelany izy. Any izy no hitomany sy hitoloko.’+