Marka 6:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia hoy izy tamin’ireo: “Andao hitokana any amin’ny toerana mangina,+ dia mialà sasatra kely.”+ Fa maro ny olona nivezivezy ka tsy nanam-potoana hihinanan-kanina akory izy ireo.+ Lioka 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa niverina ny apostoly, dia nitantara tamin’i Jesosy izay rehetra nataon’izy ireo.+ Ary nentiny nitokana+ nankany amin’ny tanàna atao hoe Betsaida izy ireo.
31 Dia hoy izy tamin’ireo: “Andao hitokana any amin’ny toerana mangina,+ dia mialà sasatra kely.”+ Fa maro ny olona nivezivezy ka tsy nanam-potoana hihinanan-kanina akory izy ireo.+
10 Rehefa niverina ny apostoly, dia nitantara tamin’i Jesosy izay rehetra nataon’izy ireo.+ Ary nentiny nitokana+ nankany amin’ny tanàna atao hoe Betsaida izy ireo.