Matio 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary niala teo i Jesosy nony nandre izany ka nandeha sambokely mba hitokana any amin’ny toerana mangina.+ Ren’ny vahoaka anefa izany, ka niainga avy any an-tanàna ireo ary nandeha an-tongotra nanaraka azy.
13 Ary niala teo i Jesosy nony nandre izany ka nandeha sambokely mba hitokana any amin’ny toerana mangina.+ Ren’ny vahoaka anefa izany, ka niainga avy any an-tanàna ireo ary nandeha an-tongotra nanaraka azy.