Marka 6:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia hoy ny navaliny azy ireo: “Omeo zavatra hohanina izy.” Ary hoy ireo taminy: “Handeha hividy mofo azon’ny denaria roanjato ve izahay mba homenay hohanin’ireo olona ireo?”+
37 Dia hoy ny navaliny azy ireo: “Omeo zavatra hohanina izy.” Ary hoy ireo taminy: “Handeha hividy mofo azon’ny denaria roanjato ve izahay mba homenay hohanin’ireo olona ireo?”+