FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 11:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aiza no hahitako hena homena ireo vahoaka rehetra ireo? Fa mitomany lava eto amiko izy ireo hoe: ‘Omeo hena izahay hohaninay!’

  • 2 Mpanjaka 4:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Fa hoy kosa ny mpanompony: “Hataoko ahoana ny handroso an’ireo eo anoloan’ny lehilahy zato?”+ Dia hoy i Elisa: “Omeo hohanin’ny olona ireo, fa izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hihinana ny olona, ary hisy sisa tsy lany.’”+

  • Matio 15:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Hoy anefa ny mpianatra taminy: “Aiza no hahitantsika mofo hahavoky vahoaka be toy izao, atỳ amin’ity toerana mitokana ity?”+

  • Jaona 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hoy ny navalin’i Filipo azy: “Na mofo azon’ny denaria roanjato aza tsy ampy hahazoan’ny tsirairay sombiny kely avy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara