FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Rehefa avy nandrava ny vahoaka izy, dia niditra tao an-trano. Ary nanatona azy ny mpianany ka nilaza hoe: “Hazavao aminay ny hevitr’ilay fanoharana momba ny tsimparifary teny an-tanimbary.”

  • Marka 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nony efa irery izy, dia nanomboka nanontany azy momba ny fanoharana ireo nanodidina azy mbamin’ny roa ambin’ny folo lahy.+

  • Lioka 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nanontany azy ny amin’izay mety ho hevitr’ilay fanoharana ny mpianany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara