Ohabolana 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny fahendrena no zava-dehibe indrindra.+ Koa miezaha hanana fahendrena, ary izay rehetra azonao dia ampiasao hahazoana fahiratan-tsaina.+ Matio 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nanatona azy ny mpianany ka niteny taminy hoe: “Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy?”+ Lioka 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nanontany azy ny amin’izay mety ho hevitr’ilay fanoharana ny mpianany.+
7 Ny fahendrena no zava-dehibe indrindra.+ Koa miezaha hanana fahendrena, ary izay rehetra azonao dia ampiasao hahazoana fahiratan-tsaina.+