Matio 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Fanoharana no nilazan’i Jesosy izany rehetra izany tamin’ny vahoaka. Tsy niteny taminy tokoa izy raha tsy tamin’ny fanoharana,+ Marka 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nony efa irery izy, dia nanomboka nanontany azy momba ny fanoharana ireo nanodidina azy mbamin’ny roa ambin’ny folo lahy.+ Lioka 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nanontany azy ny amin’izay mety ho hevitr’ilay fanoharana ny mpianany.+
34 Fanoharana no nilazan’i Jesosy izany rehetra izany tamin’ny vahoaka. Tsy niteny taminy tokoa izy raha tsy tamin’ny fanoharana,+
10 Nony efa irery izy, dia nanomboka nanontany azy momba ny fanoharana ireo nanodidina azy mbamin’ny roa ambin’ny folo lahy.+