Matio 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nanatona azy ny mpianany ka niteny taminy hoe: “Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy?”+ Marka 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nony efa irery izy, dia nanomboka nanontany azy momba ny fanoharana ireo nanodidina azy mbamin’ny roa ambin’ny folo lahy.+
10 Nony efa irery izy, dia nanomboka nanontany azy momba ny fanoharana ireo nanodidina azy mbamin’ny roa ambin’ny folo lahy.+