FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 21:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia hoy ny navalin’i Jesosy azy ireo: “Lazaiko aminareo marina tokoa fa raha mba manam-pinoana ianareo ka tsy misalasala,+ dia ho vitanareo izay nataoko tamin’ilay aviavy. Ary tsy izany ihany fa raha hilaza amin’ity tendrombohitra ity ianareo hoe: ‘Mialà eto ka mianjerà any an-dranomasina’, dia hitranga tokoa izany.+

  • Marka 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Lazaiko aminareo marina tokoa fa na iza na iza miteny amin’ity tendrombohitra ity hoe: ‘Mialà eto ka mianjerà any an-dranomasina’, ary tsy misalasala ao am-pony fa manam-pinoana hoe hitranga tokoa izay lazainy, dia ho tanteraka izany.+

  • Lioka 17:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hoy ny Tompo: “Raha manam-pinoana ianareo, na bitika toy ny voan-tsinapy* aza, ary hilaza amin’itsy voaroihazo itsy hoe: ‘Aoka ianao hiongotra ka haniry any an-dranomasina!’, dia hankatò anareo izy.+

  • 1 Korintianina 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary raha manana ny fahaiza-maminany+ aho sady mahafantatra ny zava-miafina masina+ rehetra sy ny fahalalana+ rehetra, ary manana ny finoana rehetra ka mahafindra tendrombohitra,+ nefa tsy manam-pitiavana, dia tsinontsinona+ aho.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara