Matio 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nony fantatr’i Jesosy izany, dia niala teo izy. Maro koa no nanaraka azy, ka nositraniny daholo.+ Matio 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nony niala avy tao an-tsambokely i Jesosy, dia nahita vahoaka be. Nangoraka+ an’ireo izy, ka nanasitrana an’izay narary.+ Matio 15:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary nisy vahoaka be nanatona azy, sady nitondra olona nalemy tongotra, kilemaina, jamba, moana sy maro hafa koa. Dia napetrak’izy ireo teo an-tongony ireny, ka nositraniny.+ Lioka 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Vao mainka niely anefa ny resaka momba azy, ka nisy vahoaka be tonga hihaino sy hositranina tamin’ny aretiny.+
14 Nony niala avy tao an-tsambokely i Jesosy, dia nahita vahoaka be. Nangoraka+ an’ireo izy, ka nanasitrana an’izay narary.+
30 Ary nisy vahoaka be nanatona azy, sady nitondra olona nalemy tongotra, kilemaina, jamba, moana sy maro hafa koa. Dia napetrak’izy ireo teo an-tongony ireny, ka nositraniny.+
15 Vao mainka niely anefa ny resaka momba azy, ka nisy vahoaka be tonga hihaino sy hositranina tamin’ny aretiny.+