Matio 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Noho izany, izay manetry tena+ tahaka ity zaza ity no ho lehibe indrindra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra.+ Matio 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa izay lehibe indrindra aminareo dia tsy maintsy ho mpanomponareo.+ Marka 10:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Tsy mba toy izany kosa eo aminareo. Fa na iza na iza te ho lehibe aminareo dia tsy maintsy ho mpanomponareo,+ Lioka 22:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa tsy tokony ho tahaka izany ianareo.+ Fa izay lehibe indrindra eo aminareo no aoka ho toy ny zandriny indrindra,+ ary izay mitarika ho toy ny mpanompo.+
4 Noho izany, izay manetry tena+ tahaka ity zaza ity no ho lehibe indrindra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra.+
43 Tsy mba toy izany kosa eo aminareo. Fa na iza na iza te ho lehibe aminareo dia tsy maintsy ho mpanomponareo,+
26 Fa tsy tokony ho tahaka izany ianareo.+ Fa izay lehibe indrindra eo aminareo no aoka ho toy ny zandriny indrindra,+ ary izay mitarika ho toy ny mpanompo.+