FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 20:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tsy mba toy izany kosa eo aminareo.+ Fa na iza na iza te ho lehibe aminareo dia tsy maintsy ho mpanomponareo,+

  • Marka 10:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Tsy mba toy izany kosa eo aminareo. Fa na iza na iza te ho lehibe aminareo dia tsy maintsy ho mpanomponareo,+

  • Lioka 9:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 dia hoy izy tamin’ireo: “Izay mandray ity zaza ity amin’ny anarako dia mandray ahy, ary izay mandray ahy dia mandray an’ilay naniraka ahy.+ Izay mitondra tena toy ny kely indrindra+ aminareo rehetra dia izy no lehibe.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara