35 Koa nipetraka izy ka nantsoiny ny roa ambin’ny folo lahy ary nilazany hoe: “Raha misy te ho voalohany, dia tsy maintsy ho farany amin’ny rehetra sy hanompo ny rehetra izy.”+
48 dia hoy izy tamin’ireo: “Izay mandray ity zaza ity amin’ny anarako dia mandray ahy, ary izay mandray ahy dia mandray an’ilay naniraka ahy.+ Izay mitondra tena toy ny kely indrindra+ aminareo rehetra dia izy no lehibe.”+