Matio 9:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Rehefa niala teo i Jesosy, dia nisy jamba roa lahy+ nanaraka azy sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao izahay,+ ry Zanak’i Davida ô!” Matio 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nisy vehivavy fenisianina+ avy ao amin’ireo faritra ireo nivoaka sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao aho,+ ry Tompo Zanak’i Davida ô! Marary mafy ny zanako vavy fa azon’ny demonia.” Marka 10:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Nony reny fa i Jesosy avy any Nazareta no nandalo, dia nanomboka niantsoantso mafy izy hoe: “Mba iantrao aho,+ ry Jesosy, Zanak’i Davida ô!”+ Lioka 18:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia niantso mafy ilay jamba hoe: “Mba iantrao aho, ry Jesosy Zanak’i Davida ô!”+
27 Rehefa niala teo i Jesosy, dia nisy jamba roa lahy+ nanaraka azy sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao izahay,+ ry Zanak’i Davida ô!”
22 Ary nisy vehivavy fenisianina+ avy ao amin’ireo faritra ireo nivoaka sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao aho,+ ry Tompo Zanak’i Davida ô! Marary mafy ny zanako vavy fa azon’ny demonia.”
47 Nony reny fa i Jesosy avy any Nazareta no nandalo, dia nanomboka niantsoantso mafy izy hoe: “Mba iantrao aho,+ ry Jesosy, Zanak’i Davida ô!”+