FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 27:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fantany mantsy fa noho ny fialonana+ no nanoloran’ireo an’i Jesosy.+

  • Marka 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa nosamborin’ireo izy ka novonoiny ho faty+ ary natsipiny tany ivelan’ny tanimboaloboka.+

  • Asan’ny Apostoly 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Efa fikasana voafaritr’Andriamanitra sady efa fantany mialoha ny hanolorana izany lehilahy izany.+ Nofantsihanareo teo amin’ny tsato-kazo anefa izy, ary tanan’olona tsy tan-dalàna no nentinareo nanao izany. Dia novonoinareo izy,+

  • Asan’ny Apostoly 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 fa novonoinareo kosa ilay Mpitarika Lehibe Indrindra izay manome fiainana.+ Kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty, ary vavolombelon’izany izahay.+

  • Hebreo 13:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nijaly tany ivelan’ny vavahady+ koa i Jesosy, mba hanamasinany+ ny vahoaka amin’ny alalan’ny rany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara