Matio 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary fanoharana no nilazany zavatra maro tamin’ireo, nanao hoe: “Nisy mpamafy nivoaka mba hamafy.+ Marka 12:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Hoy koa izy nandritra ny fampianarany: “Mitandrema amin’ny mpanora-dalàna,+ izay tia mandehandeha manao akanjo lava, sady tia ny hoarahabaina eny an-tsena
38 Hoy koa izy nandritra ny fampianarany: “Mitandrema amin’ny mpanora-dalàna,+ izay tia mandehandeha manao akanjo lava, sady tia ny hoarahabaina eny an-tsena