Matio 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy ny navaliny: “Ianareo no navela hahazo ny hevitry ny zava-miafina masina+ momba ny fanjakan’ny lanitra, fa ireny kosa tsy navela.+ Lioka 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hoy i Jesosy: “Ianareo no navela hahazo ny hevitry ny zava-miafina masina momba ny fanjakan’Andriamanitra. Fa fanoharana+ kosa no atao amin’ny olon-kafa, mba hijery izy fa tsy hahita, ary handre fa tsy ho azony ny heviny.+ Kolosianina 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mitondrà tena amim-pahendrena foana amin’ny olona eny ivelany,+ ka mahaiza manararaotra* fotoana.+ 1 Timoty 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tokony ho tsara laza eo amin’ny olona eny ivelany+ koa izy, mba tsy ho afa-baraka na ho latsaka ao amin’ny fandriky+ ny Devoly.
11 Hoy ny navaliny: “Ianareo no navela hahazo ny hevitry ny zava-miafina masina+ momba ny fanjakan’ny lanitra, fa ireny kosa tsy navela.+
10 Dia hoy i Jesosy: “Ianareo no navela hahazo ny hevitry ny zava-miafina masina momba ny fanjakan’Andriamanitra. Fa fanoharana+ kosa no atao amin’ny olon-kafa, mba hijery izy fa tsy hahita, ary handre fa tsy ho azony ny heviny.+
7 Tokony ho tsara laza eo amin’ny olona eny ivelany+ koa izy, mba tsy ho afa-baraka na ho latsaka ao amin’ny fandriky+ ny Devoly.