Levitikosy 6:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “‘Ho masina ny zava-drehetra mikasika ny hena atao fanatitra.+ Ary raha misy akanjo ipitihan’ny ran’ilay fanatitra,+ dia hosasanao ao amin’ny toerana masina ilay akanjo.+ Matio 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa hoy izy anakampo: “Raha mikasika ny akanjony ivelany fotsiny aho, dia ho sitrana.”+
27 “‘Ho masina ny zava-drehetra mikasika ny hena atao fanatitra.+ Ary raha misy akanjo ipitihan’ny ran’ilay fanatitra,+ dia hosasanao ao amin’ny toerana masina ilay akanjo.+