Mika 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry zanak’olombelona, efa nolazainy taminao izay tsara.+ Ary inona moa no takin’i Jehovah aminao, afa-tsy ny hanao ny rariny+ sy ny ho tia hatsaram-panahy+ ary ny hanetry tena+ rehefa miara-mandeha amin’Andriamanitrao?+ Matio 9:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Nangoraka+ izy nony nahita ny vahoaka, satria nampahorina sady naparitaka toy ny ondry tsy misy mpiandry+ ireo. Matio 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nony niala avy tao an-tsambokely i Jesosy, dia nahita vahoaka be. Nangoraka+ an’ireo izy, ka nanasitrana an’izay narary.+ Hebreo 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa tsy mba mpisoronabe tsy mahay mangoraka+ antsika amin’ny fahalementsika no ananantsika, fa izay efa notsapaina tamin’ny lafiny rehetra toa antsika koa, nefa tsy nanota.+
8 Ry zanak’olombelona, efa nolazainy taminao izay tsara.+ Ary inona moa no takin’i Jehovah aminao, afa-tsy ny hanao ny rariny+ sy ny ho tia hatsaram-panahy+ ary ny hanetry tena+ rehefa miara-mandeha amin’Andriamanitrao?+
36 Nangoraka+ izy nony nahita ny vahoaka, satria nampahorina sady naparitaka toy ny ondry tsy misy mpiandry+ ireo.
14 Nony niala avy tao an-tsambokely i Jesosy, dia nahita vahoaka be. Nangoraka+ an’ireo izy, ka nanasitrana an’izay narary.+
15 Fa tsy mba mpisoronabe tsy mahay mangoraka+ antsika amin’ny fahalementsika no ananantsika, fa izay efa notsapaina tamin’ny lafiny rehetra toa antsika koa, nefa tsy nanota.+