Jaona 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa nivoy tokony ho dimy na enina kilaometatra anefa izy ireo, dia nahita an’i Jesosy nandeha teo ambony ranomasina, sy nanatona an’ilay sambokely, hany ka natahotra izy ireo.+
19 Rehefa nivoy tokony ho dimy na enina kilaometatra anefa izy ireo, dia nahita an’i Jesosy nandeha teo ambony ranomasina, sy nanatona an’ilay sambokely, hany ka natahotra izy ireo.+