Matio 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hoy ny navaliny azy ireo: “Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin’Andriamanitra noho ny fomban-drazanareo?+ Galatianina 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nandroso tamin’ny Fivavahan’ny Jiosy mihoatra noho ny ankamaroan’ireo nitovy taona tamiko teo amin’ny iray firazanana tamiko aho,+ satria tena fatra-panaja+ ny fampianarana nolovako avy tamin’ny razako.+ Titosy 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ka tsy hihaino angano+ jiosy sy didy nataon’olona+ izay miala amin’ny fahamarinana.+
3 Hoy ny navaliny azy ireo: “Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin’Andriamanitra noho ny fomban-drazanareo?+
14 Ary nandroso tamin’ny Fivavahan’ny Jiosy mihoatra noho ny ankamaroan’ireo nitovy taona tamiko teo amin’ny iray firazanana tamiko aho,+ satria tena fatra-panaja+ ny fampianarana nolovako avy tamin’ny razako.+