Deoteronomia 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Rehefa mihinana ianao ka voky,+ dia misaora+ an’i Jehovah Andriamanitrao noho ilay tany soa nomeny anao.+ Lioka 22:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nandray mofo+ koa izy ary nisaotra an’Andriamanitra. Ary notapahiny ilay mofo, ka nomeny azy ireo, sady hoy izy: “Ity no* vatako+ izay homena ho anareo.+ Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana ahy.”+ 1 Timoty 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tena tsara daholo mantsy ny zava-drehetra noforonin’Andriamanitra,+ ary tsy misy tokony holavina+ raha raisina amin’ny fisaorana,+
10 “Rehefa mihinana ianao ka voky,+ dia misaora+ an’i Jehovah Andriamanitrao noho ilay tany soa nomeny anao.+
19 Dia nandray mofo+ koa izy ary nisaotra an’Andriamanitra. Ary notapahiny ilay mofo, ka nomeny azy ireo, sady hoy izy: “Ity no* vatako+ izay homena ho anareo.+ Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana ahy.”+
4 Tena tsara daholo mantsy ny zava-drehetra noforonin’Andriamanitra,+ ary tsy misy tokony holavina+ raha raisina amin’ny fisaorana,+