Lioka 4:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Fa hoy izy: “Tsy maintsy mitory ny vaovao tsaran’ny fanjakan’Andriamanitra any amin’ny tanàna hafa koa aho, fa izany no nanirahana ahy.”+ Jaona 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Efa nanome voninahitra+ anao aho teto an-tany, satria vitako ny asa nasainao nataoko.+
43 Fa hoy izy: “Tsy maintsy mitory ny vaovao tsaran’ny fanjakan’Andriamanitra any amin’ny tanàna hafa koa aho, fa izany no nanirahana ahy.”+