Matio 20:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary notenenin’ny vahoaka mafy ireo mba hangina, nefa vao mainka niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao izahay, ry Tompo Zanak’i Davida ô!”+ Lioka 18:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary niteny mafy azy mba hangina izay nandeha teny aloha, fa vao mainka izy niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao aho, ry Zanak’i Davida ô!”+
31 Ary notenenin’ny vahoaka mafy ireo mba hangina, nefa vao mainka niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao izahay, ry Tompo Zanak’i Davida ô!”+
39 Ary niteny mafy azy mba hangina izay nandeha teny aloha, fa vao mainka izy niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao aho, ry Zanak’i Davida ô!”+