FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 21:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Rehefa akaiky ny fotoam-piotazana, dia nirahiny ho any amin’ireo mpamboly ny mpanompony mba handray ny vokatra.

  • Lioka 20:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Rehefa tonga ny fotoam-piotazana, dia naniraka mpanompo+ ho any amin’ireo mpamboly+ izy mba hanomezan’ireo azy amin’ny vokatry ny tanimboaloboka.+ Nalefan’ireo nody maina anefa ilay mpanompo,+ rehefa avy nokapohiny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara