FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Nambarako teo anivon’ny fiangonana lehibe ny vaovao tsara momba ny fahamarinana.+

      Tsy nanakombona ny vavako aho,+

      Ary fantatrao tsara izany, Jehovah ô!+

  • Isaia 61:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 61 Ny fanahin’i Jehovah Tompo Fara Tampony no ato amiko,+ satria i Jehovah nanosotra ahy+ hilaza vaovao tsara amin’ny mpandefitra.+ Naniraka ahy izy mba hamehy ny ratran’ny torotoro fo;+ hanambara fahafahana amin’ny babo+ sy fampahiratana ny mason’ny voafonja;+

  • Efesianina 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia tonga izy ka nitory ny vaovao tsaran’ny fihavanana+ taminareo izay lavitra, ary fihavanana tamin’izay akaiky+ koa,

  • Hebreo 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ataontsika ahoana no fandositra+ raha famonjena lehibe+ toy izao no ataontsika tsirambina?+ Ny Tompontsika+ mantsy no voalohany nilaza an’io famonjena io. Ary nanamafy+ azy io tamintsika ireo nandre azy io.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara