Matio 26:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Ary nitondra an’i Jesosy ho any amin’i Kaiafa+ mpisoronabe ireo nisambotra azy. Efa tafavory tany ny mpanora-dalàna sy ny anti-panahy.+ Lioka 22:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Dia nisambotra azy izy ireo, ka nitondra+ azy ho ao an-tranon’ny mpisoronabe.+ Fa i Petera kosa nanaraka teny lavidavitra teny.+ Jaona 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nentiny tany amin’i Anasy aloha izy, satria rafozandahin’i Kaiafa mpisoronabe tamin’izany taona izany i Anasy.+
57 Ary nitondra an’i Jesosy ho any amin’i Kaiafa+ mpisoronabe ireo nisambotra azy. Efa tafavory tany ny mpanora-dalàna sy ny anti-panahy.+
54 Dia nisambotra azy izy ireo, ka nitondra+ azy ho ao an-tranon’ny mpisoronabe.+ Fa i Petera kosa nanaraka teny lavidavitra teny.+
13 Nentiny tany amin’i Anasy aloha izy, satria rafozandahin’i Kaiafa mpisoronabe tamin’izany taona izany i Anasy.+