Matio 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Taorian’izany, rehefa nandry ilika nisakafo tao an-trano izy,+ dia nisy mpamory hetra sy mpanota maro tonga ka nandry ilika nisakafo niaraka tamin’i Jesosy sy ny mpianany. Lioka 5:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary nanao fanasambe ho an’i Jesosy i Levy, tao an-tranony. Nisy mpamory hetra maro sy olon-kafa koa tao, ka samy nandry ilika* hisakafo ireo.+
10 Taorian’izany, rehefa nandry ilika nisakafo tao an-trano izy,+ dia nisy mpamory hetra sy mpanota maro tonga ka nandry ilika nisakafo niaraka tamin’i Jesosy sy ny mpianany.
29 Ary nanao fanasambe ho an’i Jesosy i Levy, tao an-tranony. Nisy mpamory hetra maro sy olon-kafa koa tao, ka samy nandry ilika* hisakafo ireo.+