FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Taorian’izany, rehefa nandry ilika nisakafo tao an-trano izy,+ dia nisy mpamory hetra sy mpanota maro tonga ka nandry ilika nisakafo niaraka tamin’i Jesosy sy ny mpianany.

  • Marka 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Taoriana kelin’izay dia nandry ilika* nisakafo tao an-tranon’i Levy i Jesosy. Ary nisy mpamory hetra+ sy mpanota maro tao nandry ilika nisakafo niaraka tamin’i Jesosy sy ny mpianany, fa nisy maro ireny. Ary tonga mpanara-dia an’i Jesosy ireny.+

  • Lioka 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nanatona mba hihaino azy ny mpamory hetra+ sy ny mpanota+ rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara