Matio 26:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Rehefa hatsangana anefa aho, dia hialoha anareo any Galilia.”+ Matio 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mandehana haingana milaza amin’ny mpianany hoe: ‘Efa natsangana+ tamin’ny maty izy ary hialoha anareo any Galilia.+ Any no hahitanareo azy.’ Hilaza izany aminareo no nahatongavako.”+
7 Mandehana haingana milaza amin’ny mpianany hoe: ‘Efa natsangana+ tamin’ny maty izy ary hialoha anareo any Galilia.+ Any no hahitanareo azy.’ Hilaza izany aminareo no nahatongavako.”+