Isaia 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+ Malakia 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Hirahiko ny irako,+ ary hikarakara ny lalana halehako izy.+ Ary ho avy tampoka ao amin’ny tempoliny+ ilay tena Tompo+ tadiavinareo sy ilay iraky+ ny fifanekena+ izay sitrakareo.+ Ho avy tokoa izy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.+ Matio 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izy, raha ny marina, ilay voalaza tamin’ny alalan’i Isaia mpaminany+ hoe: “Injay misy miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Omano+ ny lalana halehan’i Jehovah! Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany.’”
3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+
3 “Hirahiko ny irako,+ ary hikarakara ny lalana halehako izy.+ Ary ho avy tampoka ao amin’ny tempoliny+ ilay tena Tompo+ tadiavinareo sy ilay iraky+ ny fifanekena+ izay sitrakareo.+ Ho avy tokoa izy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.+
3 Izy, raha ny marina, ilay voalaza tamin’ny alalan’i Isaia mpaminany+ hoe: “Injay misy miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Omano+ ny lalana halehan’i Jehovah! Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany.’”