FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 24:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Toy izany koa ianareo, rehefa hitanareo izany rehetra izany, dia fantaro fa efa akaiky izy, eny, efa eo am-baravarana.+

  • Lioka 17:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nanontanian’ny Fariseo i Jesosy ny amin’ny fotoana hahatongavan’ny fanjakan’Andriamanitra.+ Dia hoy ny navaliny: “Tsy mibaribary ny fahatongavan’ny fanjakan’Andriamanitra,

  • Asan’ny Apostoly 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary nony tafangona izy ireo, dia nanontany azy hoe: “Tompo ô, izao ve no ampodianao ny fanjakana+ ho amin’ny Israely?”

  • 2 Tesalonianina 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Aza malaky mikorontan-tsaina na mientanentana raha misy fanambarana avy amin’ny fanahy,+ na tenin’olona,+ na taratasy+ toa avy aminay, milaza fa efa tonga ny andron’i+ Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara