FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hataoko+ mifandrafy+ ianao+ sy ny vehivavy,+ ary ny taranakao+ sy ny taranany.+ Hanorotoro ny lohanao+ izy io,+ ary ianao+ kosa handratra azy+ eo amin’ny voditongony.”+

  • Salamo 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Hopotehinao amin’ny tehim-by ireny,+

      Ary homontsamontsaninao toy ny vilany tanin’ny mpanefy tanimanga.”+

  • Isaia 60:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa ho ringana izay firenena sy fanjakana tsy hanompo anao, ary ho rava tokoa ireo firenena.+

  • 1 Korintianina 15:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Fa hanjaka izy, mandra-panaon’Andriamanitra ny fahavalo rehetra ho eo ambany tongony.+

  • 2 Tesalonianina 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hiharan’ny sazy vokatry ny didim-pitsarana ireo,+ dia fandringanana mandrakizay+ tsy ho eo anoloan’ny Tompo sy ny voninahitry ny heriny,+

  • Apokalypsy 19:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nisy sabatra maranitra lava lela nivoaka avy tamin’ny vavany+ mba hamelezany ny firenena. Ary hifehy* azy ireo amin’ny tehim-by izy.+ Nohitsakitsahiny koa ny voaloboka tao anaty famiazam-boaloboky+ ny fisafoaky ny fahatezeran’Andriamanitra,+ ilay Mahery Indrindra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara