Marka 11:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nandre momba izany ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ka nitady fomba hamonoana azy.+ Natahotra azy anefa ireo, satria ny vahoaka rehetra dia nitolagaga foana tamin’ny fampianarany.+ Jaona 7:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy i Mosesy ve no nanome anareo ny Lalàna?+ Tsy misy mankatò ny Lalàna anefa ianareo. Nahoana no tadiavinareo hovonoina aho?”+ Jaona 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy ny navalin’i Jesosy: “Niresaka tamin’ny olona rehetra ampahibemaso aho. Nampianatra foana tao amin’ny synagoga sy ny tempoly aho,+ dia tany amin’izay nivorian’ny Jiosy rehetra. Ary tsy niafina mihitsy aho rehefa niteny.
18 Ary nandre momba izany ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ka nitady fomba hamonoana azy.+ Natahotra azy anefa ireo, satria ny vahoaka rehetra dia nitolagaga foana tamin’ny fampianarany.+
19 Tsy i Mosesy ve no nanome anareo ny Lalàna?+ Tsy misy mankatò ny Lalàna anefa ianareo. Nahoana no tadiavinareo hovonoina aho?”+
20 Hoy ny navalin’i Jesosy: “Niresaka tamin’ny olona rehetra ampahibemaso aho. Nampianatra foana tao amin’ny synagoga sy ny tempoly aho,+ dia tany amin’izay nivorian’ny Jiosy rehetra. Ary tsy niafina mihitsy aho rehefa niteny.