Ohabolana 26:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Teny feno fihatsarambelatsihy no ataon’ny mpankahala, ary fitaka no ao am-pony.+ Matio 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fantatr’i Jesosy anefa ny haratsiam-panahin’ireo, ka hoy izy: “Nahoana ianareo no mamandrika ahy, ry mpihatsaravelatsihy?+ Marka 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tokony handoa ve izahay sa tsia?”+ Fantatr’i Jesosy anefa ny fihatsarambelatsihin’ireo, ka hoy izy taminy: “Nahoana ianareo no mamandrika ahy? Itondray denaria iray aho hojerena.”+
18 Fantatr’i Jesosy anefa ny haratsiam-panahin’ireo, ka hoy izy: “Nahoana ianareo no mamandrika ahy, ry mpihatsaravelatsihy?+
15 Tokony handoa ve izahay sa tsia?”+ Fantatr’i Jesosy anefa ny fihatsarambelatsihin’ireo, ka hoy izy taminy: “Nahoana ianareo no mamandrika ahy? Itondray denaria iray aho hojerena.”+