Jaona 18:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Hoy i Pilato: “Inona ny marina?” Nivoaka teo amin’ny Jiosy indray i Pilato rehefa avy nilaza izany, ka nanao hoe: “Tsy hitako izay fahadisoany.+ Hebreo 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary mpisoronabe toy izany no mety amintsika,+ eny, mpisoronabe tsy mivadika,+ tso-po,+ tsy misy loto,+ tafasaraka amin’ny mpanota,+ ary nanjary avo noho ny lanitra.+ 1 Petera 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy nanota izy,+ ary tsy nahitana fitaka teo am-bavany.+
38 Hoy i Pilato: “Inona ny marina?” Nivoaka teo amin’ny Jiosy indray i Pilato rehefa avy nilaza izany, ka nanao hoe: “Tsy hitako izay fahadisoany.+
26 Ary mpisoronabe toy izany no mety amintsika,+ eny, mpisoronabe tsy mivadika,+ tso-po,+ tsy misy loto,+ tafasaraka amin’ny mpanota,+ ary nanjary avo noho ny lanitra.+