Matio 27:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary hoy izy: “Fa nahoana? Inona no ratsy nataony?” Vao mainka anefa niantsoantso ireo hoe: “Aoka hofantsihana amin’ny hazo fijaliana izy!”+ Marka 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hoy ihany anefa i Pilato tamin’ireo: “Fa nahoana? Inona no ratsy nataony?” Vao mainka anefa niantsoantso ireo hoe: “Fantsiho amin’ny hazo fijaliana izy!”+
23 Ary hoy izy: “Fa nahoana? Inona no ratsy nataony?” Vao mainka anefa niantsoantso ireo hoe: “Aoka hofantsihana amin’ny hazo fijaliana izy!”+
14 Hoy ihany anefa i Pilato tamin’ireo: “Fa nahoana? Inona no ratsy nataony?” Vao mainka anefa niantsoantso ireo hoe: “Fantsiho amin’ny hazo fijaliana izy!”+