Marka 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hoy ihany anefa i Pilato tamin’ireo: “Fa nahoana? Inona no ratsy nataony?” Vao mainka anefa niantsoantso ireo hoe: “Fantsiho amin’ny hazo fijaliana izy!”+ Lioka 23:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa mbola nikiry ihany ireo sady niantsoantso mafy nitaky ny hamantsihana azy tamin’ny hazo fijaliana. Ary vao mainka nikiakiaka ireo ka nilefitra ihany i Pilato,+ Asan’ny Apostoly 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba,+ ilay Andriamanitry ny razantsika, dia nanome voninahitra+ an’i Jesosy Mpanompony,+ fa ianareo kosa nanolotra+ azy ka nanda azy teo anatrehan’i Pilato, izay efa tapa-kevitra ny hanafaka azy.+
14 Hoy ihany anefa i Pilato tamin’ireo: “Fa nahoana? Inona no ratsy nataony?” Vao mainka anefa niantsoantso ireo hoe: “Fantsiho amin’ny hazo fijaliana izy!”+
23 Fa mbola nikiry ihany ireo sady niantsoantso mafy nitaky ny hamantsihana azy tamin’ny hazo fijaliana. Ary vao mainka nikiakiaka ireo ka nilefitra ihany i Pilato,+
13 Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba,+ ilay Andriamanitry ny razantsika, dia nanome voninahitra+ an’i Jesosy Mpanompony,+ fa ianareo kosa nanolotra+ azy ka nanda azy teo anatrehan’i Pilato, izay efa tapa-kevitra ny hanafaka azy.+