Matio 27:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary hoy izy: “Fa nahoana? Inona no ratsy nataony?” Vao mainka anefa niantsoantso ireo hoe: “Aoka hofantsihana amin’ny hazo fijaliana izy!”+ Lioka 23:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hoy i Pilato fanintelony: “Fa nahoana? Inona no ratsy nataony? Tsy hitako mihitsy izay tokony hamonoana azy ho faty. Koa hofaiziko izy dia hafahako.”+ Asan’ny Apostoly 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba,+ ilay Andriamanitry ny razantsika, dia nanome voninahitra+ an’i Jesosy Mpanompony,+ fa ianareo kosa nanolotra+ azy ka nanda azy teo anatrehan’i Pilato, izay efa tapa-kevitra ny hanafaka azy.+ Asan’ny Apostoly 13:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary nangataka tamin’i Pilato ny hamonoana azy ho faty izy ireo,+ na dia tsy nahita antony tokony hamonoana azy aza.+
23 Ary hoy izy: “Fa nahoana? Inona no ratsy nataony?” Vao mainka anefa niantsoantso ireo hoe: “Aoka hofantsihana amin’ny hazo fijaliana izy!”+
22 Hoy i Pilato fanintelony: “Fa nahoana? Inona no ratsy nataony? Tsy hitako mihitsy izay tokony hamonoana azy ho faty. Koa hofaiziko izy dia hafahako.”+
13 Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba,+ ilay Andriamanitry ny razantsika, dia nanome voninahitra+ an’i Jesosy Mpanompony,+ fa ianareo kosa nanolotra+ azy ka nanda azy teo anatrehan’i Pilato, izay efa tapa-kevitra ny hanafaka azy.+
28 Ary nangataka tamin’i Pilato ny hamonoana azy ho faty izy ireo,+ na dia tsy nahita antony tokony hamonoana azy aza.+